Mifona (Groupe Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo ô ! Tsy mendrika aho
Ny hanonona ny anaranao
Noho ireo fahotana itrjxxf vitako teo imasonao Ray ô
Nandritra ny fiainako taloha
Ref : Mifona aho, mifona aho Tompo ô
tononkira.serasera.org Tsy hamerina intsony irony lasako ( in-2)
2- Ray ô ! Misaotra Anao tcoxgg aho
Noho ny namelanao ireo ratsy vitako
Raha tsy Hianao no namafa izany, d’efa simba ny hoaviko
Ka indro aho, tano ahetr aho ho Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe FinoanaVisites : 294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 21/01/2026 05:41