Haleloia Hosana (Groupe Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Midera mankalaza Anao
   ‘Zahay zanakao e
    Misaotra mankasitraka
   ‘Zay natao taminay

Ref : Haleloia Hosana
        Hira fiderana
        Ihira fiderana
        Haleloia Hosana

2- Tsy takatry ny sainay e
     Ny fitantananao
     Mahasoa sy mahatsara anay
     Ny fihevitrao ry Tompo

Ref:..

3- Mba raiso fiankohofanay
    Fa Masina Ianao
    Ny fo sy saina amam-panahy
    Hanandratra Anao
Ref:..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Finoana
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 21/01/2026 05:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0711