Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tonga eto Jesosy (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tonga eto Jesosy handray anao
Koa tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Tonga eto Jesosy sqjmbkfn handray anao
Koa tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao uxcawl reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
2. Tonga ity ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Tonga ity ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
hrpcoytj Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
tononkira.serasera.org Hiadananao mandrakizay
Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
Tonga eto Jesosy " Groupe Feo mitaona"
Koa tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Tonga eto Jesosy sqjmbkfn handray anao
Koa tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao uxcawl reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
2. Tonga ity ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Tonga ity ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
hrpcoytj Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
tononkira.serasera.org Hiadananao mandrakizay
Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
Tonga eto Jesosy " Groupe Feo mitaona"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 16/06/2026 14:43
