Tonga eto Jesosy (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tonga eto Jesosy handray anao
Koa tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Tonga eto Jesosy handray anao
Koa twnocmpy tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
gzca Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
2. Tonga ity ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Tonga ity aeelvfwy ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
tononkira.serasera.org Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
Tonga eto Jesosy " Groupe Feo mitaona"
Koa tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Tonga eto Jesosy handray anao
Koa twnocmpy tapaho izao dia izao ny hevitrao
Ry havako malala
Araraoty sao dia tara
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
gzca Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
2. Tonga ity ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Tonga ity aeelvfwy ilay fotoana hiantsoana anao
Mitsangàna maneke ho azy izao
Ry havako malala
Araraoty ny andro anio
Ref: Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
tononkira.serasera.org Miovà, mibebaha ianao
Avelao reo fomba ratsy fanao
Misikina fiainam-baovao
Ianao no nahazo ny soa
Hatolory hanjakany ny fo
Hiadananao mandrakizay
Tonga eto Jesosy " Groupe Feo mitaona"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Feo mitaonaHits : 153
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 16/06/2026 14:43
