Ny akaikinao (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny akaikinao no mahatsara ahy
Ny hanilanao no tiako hisy ahy
Fa ianao Jesoa ianao irery ihany
No tompo tsy mandao
Ref: Fa Ianao Jesoa no harenako
Mpamonjiko tsy manampaharoa
Tsy misy toa anao fanamperana mpanafaka ahiahy
Fa ho anao ny androm-piainako
ivygtc Tsy asiako fetra hanjakao tokoa
Tsy misy hasoloko ny toeranao Anao mandrakizay
2. Koa indro atolotro avokoa
Ny fo sy saina ny hery hananako
Sy izay mety ggufgpu ho ahy omeko Anao Tompo
F ‘ianao no fiainako
Ref: Fa Ianao Jesoa jhsjnw no harenako
Mpamonjiko tsy manampaharoa
Tsy misy toa anao fanamperana mpanafaka ahiahy
Fa ho anao ny androm-piainako
Tsy asiako fetra hanjakao tokoa
tononkira.serasera.org Tsy misy hasoloko ny toeranao Anao mandrakizay
"Ny akaikinao" Groupe Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 17/06/2026 14:26