Ny akaikinao (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny akaikinao no mahatsara ahy
    Ny hanilanao no tiako hisy ahy
    Fa ianao Jesoa ianao irery ihany
    No tompo tsy mandao

    Ref: Fa Ianao Jesoa no harenako
   mbnu         Mpamonjiko tsy manampaharoa
           Tsy misy szxfr toa anao fanamperana mpanafaka ahiahy
           Fa ho anao ny androm-piainako
           Tsy asiako fetra hanjakao tokoa
           Tsy misy hasoloko ny toeranao Anao edzghygf mandrakizay

2. tononkira.serasera.org Koa indro atolotro avokoa
    Ny fo sy saina ny hery hananako
    Sy izay mety ho ahy omeko Anao Tompo
    F ‘ianao no fiainako

    Ref: Fa Ianao Jesoa no harenako
           Mpamonjiko tsy manampaharoa
           Tsy misy toa anao fanamperana mpanafaka ahiahy
           Fa ho anao ny androm-piainako
           Tsy asiako fetra hanjakao tokoa
           Tsy misy hasoloko ny toeranao Anao mandrakizay

"Ny akaikinao" Groupe Feo mitaona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Feo mitaona
Visites : 103
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 17/06/2026 14:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048