Ny akaikinao (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny akaikinao no mahatsara ahy
oxxgtlji Ny hanilanao no tiako hisy ahy
Fa ianao Jesoa ianao irery ihany
No tompo tononkira.serasera.org tsy yohbtw mandao
Ref: Fa Ianao Jesoa no harenako
Mpamonjiko tsy manampaharoa
Tsy misy toa anao fanamperana mpanafaka ahiahy
Fa ho anao ny androm-piainako
Tsy asiako fetra hanjakao tokoa
jfzgp Tsy misy hasoloko ny toeranao Anao mandrakizay
2. Koa indro atolotro avokoa
Ny fo sy saina ny hery hananako
Sy izay mety ho ahy omeko Anao Tompo
F ‘ianao no fiainako
Ref: Fa Ianao Jesoa no harenako
Mpamonjiko tsy manampaharoa
Tsy misy toa anao fanamperana mpanafaka ahiahy
Fa ho anao ny androm-piainako
Tsy asiako fetra hanjakao tokoa
Tsy misy hasoloko ny toeranao Anao mandrakizay
"Ny akaikinao" Groupe Feo mitaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Feo mitaonaHits : 255
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 17/06/2026 14:26