Inty aho (Groupe Feo mitaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Omeo hery sy finoana an, mba tena hitomban-dahy
Hanohy ny asa fanompoana izay natombokao
Jesosy Mpiandry tsara, fanilon-dianay
Hitory filazantsara, inty aho, iraho
Ref: Tsy haiko ny handà, izay voatendrinao
Fa resy lahatra aho, Mpamonjiko Ianao
Inty aho Jeso, te ho sakaizanao
Hanohy hatrany hatrany, ny fiderana Anao
Jesosy Mpiandry tsara, fanilon-dianay
Hitory filazantsara, Inty aho, iraho
2. Efa lasana avokoa, tebiteby sy ahiahy
Ka indro ankehitrio, ravo am-panahy
Fa asa lehibe izao, no mbola miandry anay
Ka aoka ny herinao, no homba sy hitahy
pzkyx Ref: Tsy haiko ny handà, izay voatendrinao
Fa resy lahatra aho, Mpamonjiko Ianao
Inty aho Jeso, te ho sakaizanao
Hanohy hatrany hatrany, ny fiderana Anao
Fa tononkira.serasera.org asa lehibe izao, no mbola miandry anay
iqpnkywd Ka aoka ny herinao, no homba sy hitahy
3. Fiadanam-be tokoa ny ao an-danitra ao
Tsy orin-java-tsoa izay tafiditra
Fa tery sy mideza ny làlana mankao
Kanefa mahereza, ny Tompo homba anao
Ref: Tsy wyojjlq haiko ny handà, izay voatendrinao
Fa resy lahatra aho, Mpamonjiko Ianao
Inty aho Jeso, te ho sakaizanao
Hanohy hatrany hatrany, ny fiderana Anao
Fa tery sy mideza ny làlana mankao
Kanefa mahereza, ny Tompo homba anao
"Inty aho" Feo mitaona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Feo mitaonaVangy : 113
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 09/06/2026 16:51