Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHERY AHO (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny làlana 'zay tononkira.serasera.org diaviko Tompo ô, toa feno fitaka
Tsy mahita masoandro mihiratra
Rehefa iny aho fa potraka tsy mety tafarina
Indro Ianao manangana
Ireo Teninao dia fahasambarako
Fifaliana Ianao ry Tompo Tia
E Resy lahatra aho, raiso re ny voadiko :
"Tompo ô ny fiainako hanjakao doria"
Ny Anaranao no antsoiko, raiso aho Tompo ho Anao
Atolotro ny foko, omeko Anao hanjakao
Mahery indrindra aho fa Ianao mampahery ahy
Tsy hanan-tahotra aho fa mameno ahy ny Fanahy
Indraindray aho sempotra sy vizana noho ny adim-piainana
'Reo latsa moa wlegskyk dia mankarary fo
Fa tamy Ianao ka nampitraka ahy sady nanome cdujyzta toky hoe :
"Ianao dia adidiko."
Ireo Teninao dia fahasambarako
Fifaliana Ianao ry Tompo Tia
E Resy lahatra aho, raiso re ny voadiko rjkg :

Mahery aho noho Ianao Tompo ô, fa mameno ahy ny Fanahy
Noho ny Herin'ny Fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAVangy : 2215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahrina
Daty : 04/07/2018 22:08