AMBARAO (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo mahazo anao
Dia tantarao amin’I Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ka tsy niteny ianao tsy nivolana
Ataony ahoana no hamaha ireo olanao
Mivavaha dia lazao Azy
Tsy ho ela Jeso dia ho avy
Ka tononkira.serasera.org tsy niteny ianao tsy nivolana
Ataony cpwx ahoana no hamaha ireo olanao
Mivavaha dia lazao Azy
Tsy ho ela Jeso dia ho avy
Ambarambarao amin’ny Tompo ny ozscq mahazo anao

Tadidio ny tokony hatao
Raha sendra very hevitr’iny ianao
Tsy mandeha alavitra akory
Fa avy hatrany Jeso no antony

Dia tantarao amin’i eyst Jeso ny manjo anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe DanielaVisites : 3867
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 04/12/2007 13:37