Tsy ho foana ny fanantenanao (Groupe Daniela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety hilaza angamba ianao hoe iza intsony moa
No hafaka hamonjy ahy, nvov aleoko mamoy fo
Jehovah no efa manana, manana lalana
Tsy hitondra loza, fa hitondra fahasoavana

Na betsaka aza ny olona manenjika anao
Toy ny tendrombohitra sy havoana ny olanao
Manana fatokiana fa aza malahelo ianao
Ny famonjena antsika anie avy any andanitra

Na faly eo anoloana aza ny fahavalonao
Minia tsy te-hahalala anao intsony ny havanao
Aza maninona azy ianao, ny Tompo no jereo
Jehovah hiady ho anao, ho menatra izy ireo

Na mzzljjky hataony hatraminy ainao aza izay tsy zakanao
Na ho esorina aminao aza izay tianao
Aza mitomany ianao fa andeha re mivavaha
Izay mahasoa antsika anie tononkira.serasera.org hain’Andriamanitra

Na isan’andro vaky izao aza toa kivy ianao
Toa mihodina sy maizina avokoa izay hitanao
Eny malahelo ianao, mitaraina noana
Raha hisy koa ny farany, tsisy fanantenana ho foana

Na fahoriana ranomasina aza mbola ho tony
Ny olana, tendrombohitra ireo mbola hietry
Ny aretina toa havoana uibkxyp ho tonga tany lemaka
Raha Jehovah miasa ts’isy hahasakana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Daniela
Visites : 12277
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Michaela
Date : 18/04/2007 17:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363