AKOFA (Groupe Daniela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nokororohina toy ny akofa ianao
nifofofofo naelin`ny rivotra
dia niery rdvfele teny wdnl fa efa rava hono njoyt ianao
soa ihany fa ny Tompo tsy mandao

            Na lehibe aza ny ady atrehanao
            dia ataony ahoana tononkira.serasera.org e!ny olana misy aminao
            tsarovy fa Jeso efa niady ny adinao o o o
            f`ianao kosa hangina an !

Dia samy niandry ireo mpitazana
hoe maina ianao ho tany ngazana
vita hatreo fa izay no andrasany
tsy fantany fa mbola teo ny Mpamonjy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Daniela
Vangy : 26650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jemy
Daty : 12/10/2006 14:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2225