AMBARAO (Groupe Daniela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo mahazo anao
Dia tantarao amin’I Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ka tsy oyfk niteny ianao tsy nivolana
Ataony ahoana no hamaha ireo olanao
Mivavaha dia lazao Azy
Tsy tononkira.serasera.org ho ela Jeso dia ho avy
Ka tsy niteny ianao tsy nivolana
Ataony ahoana no hamaha ireo olanao
Mivavaha dia lazao Azy
Tsy ho ela Jeso dia ho avy

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo gijifr anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Tadidio ny tokony hatao
Raha sendra very hevitr’iny ianao
Tsy mandeha alavitra akory
Fa avy hatrany Jeso no antony

Dia tantarao amin’i empkq Jeso ny manjo anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe DanielaHits : 3864
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 04/12/2007 13:37