AMBARAO (Groupe Daniela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo mahazo anao
Dia tantarao amin’I Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny pdkqjlk mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Ka tsy niteny ianao tsy nivolana
Ataony ahoana no hamaha ireo olanao
Mivavaha dia lazao Azy
Tsy ho ela Jeso dia ho avy
Ka tsy tononkira.serasera.org niteny ianao tsy nivolana
Ataony ahoana no hamaha ireo olanao
Mivavaha dia lazao Azy
Tsy ho ela Jeso dia ho avy


Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo mahazo anao
Dia sikwhz tantarao amin’I Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao

Tadidio ny tokony hatao
Raha sendra very hevitr’iny ianao
Tsy mandeha alavitra akory
Fa avy hatrany Jeso no antony

Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo mahazo anao
Dia tantarao amin’I Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo anao
Ambarambarao amin’ny Tompo ny mahazo anao
Dia tantarao amin’i Jeso ny manjo ygjlt anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Daniela
Visites : 3923
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 04/12/2007 13:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312