Ady (Groupe Daniela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy e! ny adiko ety
Ary mila hanaketraka ahy
Toa hampitomany
Ireo fizahan-tohetranay

Ref: Na maro aza ireo tsy tia
        Mety hanaketraka ny dia
      jdfkzz   Raha mbola hisy koa ny farany
        Tsy ho foana ny fanantenako anao

Matetika aho no tononkira.serasera.org esoina
Ary koa haratsiana
Maro ireo te-hamingana ahy
Kanefa handresy hatrany aho

Jesôsy oh! manaiky yhunhisb aho
Ny cizjal ho hisany mpanomponao
Na mafy aza ny mahazo ahy
Ho zakaiko nohony aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Daniela
Vangy : 4836
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Michaela
Daty : 25/05/2007 17:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.29