VAHINY (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vahiny ee ! tononkira.serasera.org Isika ety aa dtid ! (2x)
Ka sao varim-bariana agnao am’zao tany izao ah…
Ny Baiboly no efa nilaza hoe:
Fa mandalo izao fiainan’izao
Fa vetivety ihany egnao no uysqtgad eto
Ho foana ny tomàny sy ny sento
Koa aza variana agnao, tapao ny hevitrao e!
Koa mibebaha agnao, ialao ny otanao e!
Koa eritrereto tsara izay atao, eeeh!
Sao mba hanenenanao ah..!
Koa tapaho tsara izay hevitrao eeeh!
Sao tara loatra ka tsy voaray agnao ah..!
(Jijy)
Henoy tsara ilazako azy(3x)
Ny hatsaran-tarehy sy ny bika ve!
Mety mampirehareha agnao.
Ny fahaizana ary koa ny vola be!
Mety mampieboebo agnao.
F’ambarako tsara aminao anefa
f’ireo rehetra ireo dia manampetra
Katsaho ny fiainana ogsuh mandrakizay
nomanin’I Jesosy eo anilan’ny Ray
Sa ahoana lehiretsyaa… (Marign’izany ee!)
T&F: Bernard Richard
Ka sao varim-bariana agnao am’zao tany izao ah…
Ny Baiboly no efa nilaza hoe:
Fa mandalo izao fiainan’izao
Fa vetivety ihany egnao no uysqtgad eto
Ho foana ny tomàny sy ny sento
Koa aza variana agnao, tapao ny hevitrao e!
Koa mibebaha agnao, ialao ny otanao e!
Koa eritrereto tsara izay atao, eeeh!
Sao mba hanenenanao ah..!
Koa tapaho tsara izay hevitrao eeeh!
Sao tara loatra ka tsy voaray agnao ah..!
(Jijy)
Henoy tsara ilazako azy(3x)
Ny hatsaran-tarehy sy ny bika ve!
Mety mampirehareha agnao.
Ny fahaizana ary koa ny vola be!
Mety mampieboebo agnao.
F’ambarako tsara aminao anefa
f’ireo rehetra ireo dia manampetra
Katsaho ny fiainana ogsuh mandrakizay
nomanin’I Jesosy eo anilan’ny Ray
Sa ahoana lehiretsyaa… (Marign’izany ee!)
T&F: Bernard Richard
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE MahajangaVangy : 1581
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/10/2018 10:29
