ANILANAO RY JESOA TIA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Anilanao ry Jesoa tia
No faniriako hatry ny ela be e e!
Izao htpkkvol ilay mpanota very dia
Maniry ny ho akaikinao re!
REF:
Raiso ry Tompo Tsitoha ty foko manombok’izao
Anilanao mahasoa, faniriako kokpd tononkira.serasera.org hatramin’izao
Anilanao uzbfymwm ry Jeso Tia, Mamiko loatra Ianao satria
Anilanao ry Jesoa Tia, faniriako mba ho doria
2. Anilanao ry Jesoa Tia
No hametrahako ny fiainako ee!
Zaho ilay osa, mora mani
Raiso ka ankasitrao re
T&F: Mbolatiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE MahajangaVangy : 1770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 18/10/2018 10:25