ANILANAO RY JESOA TIA (Groupe AGAPE Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Anilanao ry Jesoa tia
No faniriako hatry ny ela be e e!
Izao ilay mpanota very dia
Maniry ny ho akaikinao re!
REF:
Raiso tfpss ry Tompo Tsitoha ty foko manombok’izao
Anilanao mahasoa, faniriako hatramin’izao
Anilanao ry Jeso Tia, Mamiko loatra Ianao duamdu satria
Anilanao ry tononkira.serasera.org Jesoa Tia, faniriako lftsa mba ho doria
2. Anilanao ry Jesoa Tia
No hametrahako ny fiainako ee!
Zaho ilay osa, mora mani
Raiso ka ankasitrao re
T&F: Mbolatiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe AGAPE MahajangaHits : 1590
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 18/10/2018 10:25