An'I jesosy (Groupe AGAPE Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Taloha zah tononkira.serasera.org tsy nahay an'i Jesoa
Nitady izay nahatsaratsara ny fiaignako
Nagnano adalagna, nisôma la vie
Ampy eky zay, fa zah ziô efa an'i Kristy

Ref :
Zaho ialà devoly e (×2)
F'efa an'i Jesosy zaho ziô cwiygt ty e
Zaho fa tsy mipody koa e

2) Fiaignako taloha tsisy raha nanjary
Tsy nagnaja soatxo reo Didy folo napetrak'i Zagnahary
Efa ao amin'ny Kristy za ziô, efa olom-baovao
Efa xqmq nanignenako jiaby zay ditra efa natao

A/C : Tsynjou

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe AGAPE Mahajanga
Vangy : 593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 03/06/2024 10:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0752