Ny Teninao (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Noho tononkira.serasera.org ny Aminao Tompo rhtbw no hilazako
Fa zlvtld ny Teninao Tompo tena ilaiko
Ka na ho mora, na ho sarotra ny asanao
Ny itokiako dia izaho miaraka Aminao
Refrain :
Ny Teninao Jeso tsy miova
Na ho levona izao rehetra izao
Ny Teninao Jeso, teny tsy miova
Omaly, anio ary ampitso, mandrakizay
2. Noho ny Aminao Tompo no hanambarako
Fa ny Teninao Tompo tsy mba hialako
Ka na akaiky na halavitra hanompoko Anao
Ny fifaliako, miara-dàlana izaho sy Anao
Refrain :
Na manonjanonja aza ny alon-drano
Hifofofo mafy koa ny rivotra
Ny Teninao Jeso, teny mahery
Teny velona, maharitra sy mahasoa
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Octobre mljxx 2024)
Fa zlvtld ny Teninao Tompo tena ilaiko
Ka na ho mora, na ho sarotra ny asanao
Ny itokiako dia izaho miaraka Aminao
Refrain :
Ny Teninao Jeso tsy miova
Na ho levona izao rehetra izao
Ny Teninao Jeso, teny tsy miova
Omaly, anio ary ampitso, mandrakizay
2. Noho ny Aminao Tompo no hanambarako
Fa ny Teninao Tompo tsy mba hialako
Ka na akaiky na halavitra hanompoko Anao
Ny fifaliako, miara-dàlana izaho sy Anao
Refrain :
Na manonjanonja aza ny alon-drano
Hifofofo mafy koa ny rivotra
Ny Teninao Jeso, teny mahery
Teny velona, maharitra sy mahasoa
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Octobre mljxx 2024)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 280
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/02/2026 21:19
