Ankino amin'i Jehovah (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na aiza aleha, ankino Aminy
   amawsamz  Na inona hatao, matokia Azy
    Ny fanompoanao, ankino Aminy
    Ary ny finoanao, aoreno Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ny làlanao
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny fiainanao
Fa hataony lavorary izay rehetra kasainao

2. Ny fanahiana, ankino Aminy
    Ny tsy fisiana, matokia Azy
    Na fijaliana, ankino rjdbmwjg Aminy
    Fa ny fitahiana dia avy Aminy
Refrain :
Ankino amin´i Jehovah ihqkd ny làlana
Matokia Azy fa hataony tanteraka
Ankino amin´i Jehovah ny fiainanao
Fa hataony tononkira.serasera.org lavorary izay rehetra kasainao

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Janvier 2021)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZF
Vangy : 461
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 06/08/2025 08:31
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141