Ny Teninao (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Noho ny Aminao Tompo no hilazako
Fa ny Teninao Tompo tena ilaiko
Ka na ho mora, na ho sarotra ny asanao
Ny itokiako dia izaho miaraka Aminao
Refrain :
Ny Teninao sajm Jeso tsy miova
Na ho levona izao rehetra izao
Ny Teninao Jeso, lifkgp teny tsy miova
Omaly, anio ary ampitso, mandrakizay
2. Noho ny Aminao Tompo no hanambarako
Fa ny Teninao Tompo tsy mba hialako
Ka na akaiky na halavitra hanompoko Anao
Ny fifaliako, miara-dàlana izaho sy Anao
Refrain :
Na manonjanonja aza ny alon-drano
Hifofofo mafy koa ny tononkira.serasera.org rivotra
Ny Teninao Jeso, teny mahery
Teny sgizbfkw velona, maharitra sy mahasoa
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Octobre 2024)
Fa ny Teninao Tompo tena ilaiko
Ka na ho mora, na ho sarotra ny asanao
Ny itokiako dia izaho miaraka Aminao
Refrain :
Ny Teninao sajm Jeso tsy miova
Na ho levona izao rehetra izao
Ny Teninao Jeso, lifkgp teny tsy miova
Omaly, anio ary ampitso, mandrakizay
2. Noho ny Aminao Tompo no hanambarako
Fa ny Teninao Tompo tsy mba hialako
Ka na akaiky na halavitra hanompoko Anao
Ny fifaliako, miara-dàlana izaho sy Anao
Refrain :
Na manonjanonja aza ny alon-drano
Hifofofo mafy koa ny tononkira.serasera.org rivotra
Ny Teninao Jeso, teny mahery
Teny sgizbfkw velona, maharitra sy mahasoa
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Octobre 2024)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe évangéliste AZFHits : 232
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 21/02/2026 21:19
