Hihira aho (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny tany rehetra sy ny tononkira.serasera.org mponina eo aminy
Izy no nahary izao rehetra izao
Marina, Masina Ianao ry Ray
Ny hery sy haja ho Anao hatrizay
Refrain :
Hihira aho ho an´Andriamanitra
Omeko Azy ny voninahitra
Fa lehibe ny fitiavany
Maneran-tany ny fahalehibeazany
2. vksqqkpm Ny oegs lela rehetra dia samy hidera Azy
Ny lohalika rehetra handohalika
Mpanavotra, Mpamonjy Anao Jesô
Ny dera sy haja ho Anao Tompo ô
Refrain :
Dieny mbola hita Izy e, tadiavo Zanahary e
Dieny mbola akaiky Izy e, antsôvy Zanahary e
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Août 2019) tasgh
Izy no nahary izao rehetra izao
Marina, Masina Ianao ry Ray
Ny hery sy haja ho Anao hatrizay
Refrain :
Hihira aho ho an´Andriamanitra
Omeko Azy ny voninahitra
Fa lehibe ny fitiavany
Maneran-tany ny fahalehibeazany
2. vksqqkpm Ny oegs lela rehetra dia samy hidera Azy
Ny lohalika rehetra handohalika
Mpanavotra, Mpamonjy Anao Jesô
Ny dera sy haja ho Anao Tompo ô
Refrain :
Dieny mbola hita Izy e, tadiavo Zanahary e
Dieny mbola akaiky Izy e, antsôvy Zanahary e
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Août 2019) tasgh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 28/03/2025 19:57
