Ny Teninao (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Noho ny Aminao Tompo no hilazako
Fa ny Teninao Tompo tena ilaiko
Ka na ho mora, na ho sarotra ny asanao
Ny itokiako dia izaho miaraka Aminao
Refrain :
Ny Teninao Jeso tsy miova
Na ho levona izao rehetra izao
Ny Teninao Jeso,  teny tsy miova
Omaly, anio ary ampitso, mandrakizay

2.   Noho ny Aminao Tompo no hanambarako
Fa ny Teninao Tompo tsy mba hialako
Ka na akaiky na halavitra hanompoko Anao
Ny fifaliako, miara-dàlana izaho sy Anao
Refrain :
Na manonjanonja aza ny alon-drano
Hifofofo mafy koa ny rivotra
Ny Teninao Jeso, teny mahery
Teny velona, maharitra sy mahasoa


A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Octobre 2024)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe évangéliste AZF
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 21/02/2026 21:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1061