Misaora Zanahary (Groupe évangéliste AZF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Misaora Zanahary koa mbola velona ô
Misaora Zanahary koa mbola miaina anao
Tiava Zanahary amin´ny fonao jiaby e
Tiava Zanahary amin´ny fanahinao sy ny herinao jiaby
Refrain :
Koa mbola velona ô, misaora Zanahary e
Koa mbola miaina anao, qqigrn misaora Zanahary e
2. Mitadiava an´i Zanahary dieny mbola hita Izy e
Antsôvy Zanahary dieny mbola akaiky Izy wjfgct e
Refrain :
Dieny mbola tononkira.serasera.org hita Izy e, tadiavo Zanahary e
Dieny mbola akaiky Izy e, antsôvy Zanahary eqhih e
A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Octobre 2016)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe évangéliste AZFVangy : 464
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 28/03/2025 19:58