Voady (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarako anao tsy voavoriko eto tononkira.serasera.org anio izao
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka anao mba hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo anilanao aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao mskgudf ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino suqkwm anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka mahatonga ahy hihira hoe ehqe
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka anao mba hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo anilanao aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao mskgudf ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino suqkwm anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka mahatonga ahy hihira hoe ehqe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 1072
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/10/2024 09:12
