Voady (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarako aamknr anao tsy voavoriko eto anio izao
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka tononkira.serasera.org anao mba hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka exowf aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo sohv anilanao aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka mahatonga ahy hihira hoe
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka tononkira.serasera.org anao mba hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka exowf aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo sohv anilanao aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka mahatonga ahy hihira hoe
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GreenHits : 1070
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 16/10/2024 09:12
