Fotoana (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny fotoana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita tygytdws foana
Fa tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy hoe veloma mandrakizay
Satrinay ny hycd tononkira.serasera.org hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy fxibupn ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
Hifandaozantsika indray
Mbola hifankahita tygytdws foana
Fa tsy hoe veloma mandrakizay
Tapitra eo ary ny androany
Ka misaotra anareo
Izay no vita ry ’zareo
Tsy hoe veloma mandrakizay
Satrinay ny hycd tononkira.serasera.org hiaraka foana
Nefa fohy dia fohy fxibupn ny fotoana
Satrinay(4)
Ny hiaraka foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GreenVangy : 6114
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina
Daty : 18/11/2001 12:11
