Raha hisaraka (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana maro isika no teto
Faly sy ravo
Adinoy daholo ireo alahelo
Sy sentosento
Raha teo anilako ianao
Toy ny lanitra ny tany
Tsy afaka ao an-tsaiko
Ny endrikao mandinik’ahy
Ref:
Raha hisaraka, hisaraka isika
Adinoy ireo natao taloha
Raha tsy tafaraka, tafaraka isika
Avelao izay nandratra ny fo
Fifaliana ihany aloha ny antsika
Ny ho avy tsy ho hay
Tia foana aho fnpq raha ianao eo
Anilako eo
Amin’izay fotoana iwvs izay
Dia ho tononkira.serasera.org rava toa zava-poana
Na izaho io na ianao
Dia ho kivy tsy metimety
Ref:
Raha hisaraka, hisaraka isika
Adinoy zggfc ireo natao taloha
……………….
Faly sy ravo
Adinoy daholo ireo alahelo
Sy sentosento
Raha teo anilako ianao
Toy ny lanitra ny tany
Tsy afaka ao an-tsaiko
Ny endrikao mandinik’ahy
Ref:
Raha hisaraka, hisaraka isika
Adinoy ireo natao taloha
Raha tsy tafaraka, tafaraka isika
Avelao izay nandratra ny fo
Fifaliana ihany aloha ny antsika
Ny ho avy tsy ho hay
Tia foana aho fnpq raha ianao eo
Anilako eo
Amin’izay fotoana iwvs izay
Dia ho tononkira.serasera.org rava toa zava-poana
Na izaho io na ianao
Dia ho kivy tsy metimety
Ref:
Raha hisaraka, hisaraka isika
Adinoy zggfc ireo natao taloha
……………….
--------
Lien:
