Voady (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarako anao dhnmd tsy voavoriko eto anio izao
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka anao mba hvpxb hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo anilanao aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa snqc tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka tononkira.serasera.org hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka mahatonga ahy hihira hoe
Ny fikasako raha azo atao
Mangataka anao mba hvpxb hizarako ny fiainako
Mba ho silampanahiko
Hiaraka aminao aho
F'efa izay no faniriana
Eo anilanao aho
Na oviana na oviana
Efa fantatrao fa
Ianao ilay nofidina
Ilay tokiko, ilay nofiko hatramin'izay
Matoky aho fa snqc tsy holavinao izany
Raha tsy izany aho dia hitomany
Mino anefa aho f'ianao koa torak'izany
Ka tononkira.serasera.org hitambatra isika androany
Yeah
Hatramin'izay hatrizay
No efa nandoro nahamay
Ilay fitiavana efa ela be
Ka mahatonga ahy hihira hoe
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GreenVisites : 1264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 16/10/2024 09:12
