Nilaozany (Green)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela izay no tsy nihaona izaho sy ianao
Fa navelan’ny volana sy taona hifanadino
Ny fahatsiarovana kosa tsy voafehiko gpushopd izany
Mitamberina ato an-tsaina ireo natao taloha
Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry anao
Fa kuqj mandeha lava izao mifamahofaho
Ny tany ange ka mihodina hiaona indray andro any
Miandry anao irery aho hatrany²
Efa fantampantatro mantsy io toetranao io
Olona mora sosotra izay raha ncxx vao mba mifamaly
Efa ela ihany koa angamba izay niarahantsika izay
Hitako efa tofoka ianao hany ka nandao
Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry tononkira.serasera.org anao
………….

--------
Rohy: