Nilaozany (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela izay no tsy nihaona izaho sy ianao
Fa navelan’ny volana sy taona hifanadino
Ny fahatsiarovana kosa tsy voafehiko izany
Mitamberina ato an-tsaina ireo  natao taloha

Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry anao
Fa mandeha lava izao oqgrgawn mifamahofaho
Ny qbjp tany ange ka mihodina hiaona indray andro any
Miandry anao irery aho hatrany²

Efa tononkira.serasera.org fantampantatro mantsy io toetranao io
Olona mora sosotra izay raha vao mba mifamaly
Efa ela ihany koa angamba izay niarahantsika izay
Hitako efa tofoka ianao affdcoym hany ka nandao

Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry anao
………….

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Green
Hits : 5959
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 05/12/2011 23:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297