Nilaozany (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela izay no tsy nihaona wxjh izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Fa navelan’ny volana sy taona hifanadino
Ny fahatsiarovana kosa tsy voafehiko izany
Mitamberina ato an-tsaina ireo  natao taloha

Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry anao
Fa mandeha lava izao mifamahofaho
Ny tany ange ka mihodina hiaona indray andro any
Miandry anao irery aho hatrany²

Efa fantampantatro mbifqco mantsy io toetranao io
Olona mora sosotra izay raha vao irfzmot mba mifamaly
Efa ela ihany koa angamba izay niarahantsika izay
Hitako efa tofoka ianao hany ka nandao

Ref:
Ny fotoana kosa tsy afaka hiandry anao
………….

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Green
Visites : 6059
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : blahblah
Date : 05/12/2011 23:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4644