Tsy manana ahiahy (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ianao Jesosy
Raha misy ny tianay indrindra
Dia buqjt tsy iza fa nkoi Ianao Jesosy!
Izany anarana izany
no hoderaiko izao Jesosy !
Anarana izay mahavonjy
mitondra fiainana Jesosy !
Ianao irery ihany no mahavita
Mihaino ny fitarainana
Tiko loatra ianao Jesô!
Mamiko ny eo anilanao
Hafa ihany izany hoe akaiky Mpamonjy
Tsy manana ahiahy, tsy manana ahiahy
Izaho ‘lay naditra tsy nahalala
Menatra anao Jesosy !
Ianao tononkira.serasera.org tonga mba hanova ahy
Ho olom-baovao Jesosy!
Isika izay bokan’ny ota sy
Ireo ratsy fanao Jesosy!
Dia noraisinao fa tsy narianao
Fa dia nofafanao ôôô!
Tiko loatra ianao Jesô!
Mamiko ny eo anilanao
Hafa ihany izany hoe akaiky Mpamonjy
Tsy manana ahiahy, tsy manana lech ahiahy
Raha misy ny tianay indrindra
Dia buqjt tsy iza fa nkoi Ianao Jesosy!
Izany anarana izany
no hoderaiko izao Jesosy !
Anarana izay mahavonjy
mitondra fiainana Jesosy !
Ianao irery ihany no mahavita
Mihaino ny fitarainana
Tiko loatra ianao Jesô!
Mamiko ny eo anilanao
Hafa ihany izany hoe akaiky Mpamonjy
Tsy manana ahiahy, tsy manana ahiahy
Izaho ‘lay naditra tsy nahalala
Menatra anao Jesosy !
Ianao tononkira.serasera.org tonga mba hanova ahy
Ho olom-baovao Jesosy!
Isika izay bokan’ny ota sy
Ireo ratsy fanao Jesosy!
Dia noraisinao fa tsy narianao
Fa dia nofafanao ôôô!
Tiko loatra ianao Jesô!
Mamiko ny eo anilanao
Hafa ihany izany hoe akaiky Mpamonjy
Tsy manana ahiahy, tsy manana lech ahiahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GPlHits : 1090
Likes : 1 Like
Created by : ramanampamonjyelie
Date : 02/09/2019 17:51
