Tsy manana ahiahy (GPl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ianao Jesosy

Raha misy ny tianay indrindra
Dia tsy iza fa  Ianao  Jesosy!
Izany anarana izany
no hoderaiko izao Jesosy !
Anarana izay mahavonjy
mitondra fiainana Jesosy !
Ianao irery ihany no mahavita  
Mihaino ny fitarainana

Tiko loatra ianao Jesô!
Mamiko ny eo anilanao
Hafa crteng ihany izany hoe akaiky Mpamonjy
Tsy manana ahiahy, tsy manana ahiahy

Izaho ‘lay naditra tsy nahalala
Menatra  anao Jesosy !
Ianao tonga mba hanova ahy tononkira.serasera.org
Ho olom-baovao  Jesosy!
Isika izay bokan’ny npdvsk ota  sy
Ireo ratsy fanao Jesosy!
Dia noraisinao fa tsy lzxrsjnp narianao
Fa dia nofafanao  ôôô!

Tiko loatra ianao Jesô!
Mamiko ny eo anilanao
Hafa ihany izany hoe akaiky Mpamonjy
Tsy manana ahiahy, tsy manana ahiahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1219