Aza mandeha lavitra (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mandeha lavitra (clé: C)
Malaelo ianao mitomany ianao
Satria tsy zakanao intsony ireo adinao
Toa ranomaso vtjj foana no mikiky ny fonao
Na ireo namana rewu heverinao hanampy aza nandao aaaaaaaaahh!!
Fiadanana sy fitsaharana
Izany foanafoana angamba no mba handrandrainao
Toa aizina aminao izao rehetra rehetra izao
Mbola misy anefa afaka Hampiadana anao
Aza mandeha lavitra ianao
Fa ny famonjena eo akaikinao
Anilanao tononkira.serasera.org ilay mpampiadana
Jesosy anie efa ela
No ybcjc niandry ny hisokafan’ny fonao
Hidirany hampiadana anao!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GPlVangy : 1025
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramanampamonjyelie
Daty : 02/09/2019 17:51