Aza mandeha lavitra (GPl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mandeha lavitra (clé: C)
Malaelo ianao mitomany ianao
Satria tsy zakanao intsony ireo adinao hngnq
Toa ranomaso foana no mikiky ny fonao
Na ireo namana heverinao hanampy aza nandao aaaaaaaaahh!!
Fiadanana sy fitsaharana vnetrun
Izany foanafoana angamba no mba handrandrainao quwtg
Toa tononkira.serasera.org aizina aminao izao rehetra rehetra izao
Mbola misy anefa afaka Hampiadana anao
Aza mandeha lavitra ianao
Fa ny famonjena eo akaikinao
Anilanao ilay mpampiadana
Jesosy anie efa ela
No niandry ny hisokafan’ny fonao
Hidirany hampiadana anao!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GPlHits : 1099
Likes : 1 Like
Created by : ramanampamonjyelie
Date : 02/09/2019 17:51