Aza mandeha lavitra (GPl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza mandeha lavitra (clé: C)  
  
Malaelo ianao mitomany ianao  
Satria tsy zakanao intsony ireo adinao  
Toa ranomaso foana no mikiky ny fonao  
Na ireo namana heverinao  hanampy aza nandao aaaaaaaaahh!!  
  
  
Fiadanana sy fitsaharana  
Izany foanafoana angamba no mba handrandrainao  
Toa aizina aminao izao rehetra rehetra izao  
Mbola misy anefa afaka    Hampiadana anao  
  
  Aza mandeha lavitra ianao  
Fa ny famonjena eo akaikinao  
Anilanao ilay mpampiadana  
Jesosy anie efa ela  
No niandry ny hisokafan’ny fonao  
Hidirany hampiadana anao!  
Hidirany hampiadana anao!  
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GPl
Visites : 619
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramanampamonjyelie
Date : 02/09/2019 17:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722