Manina (Gonna Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marobe tsy zisrlbln voatanisa ah!
ny Faritra eto Gasikara
Samy manana mampiavaka azy
Alaotra Mangoro tany niaviako oh

Raha tratra fety antanin'ôlo
'Zaho te sgyzmsw hody tononkira.serasera.org aminay any eh
Aza adinoinareo lavitra any
Fa 'zahay aty Miandry aketô

Ref:
Manina eh, zaho zegny te hody eh
Manina eh, 'zaho zegny mahatsiaaarô (X2)
Antsihanaka ah! (3x)

Na Dia mafy tsy moramora
Fahavaratra mafy ny azy
Rehefa Tonga ny Fararano
Maintany izahay Magnano baly eeh

indraindray tena tsy tamana ah
velontegna aty tsy Maintsy atao
mahatsiarotsiaro ny any antanana
Fararano akay manosy vary eeh!

Ref:

..Eny lehiretsy mxdpf ah, mahatsiaro ny any antanana foan fa..
Ny fitadiavana no manery
Ref: (x2)

Lanto Razafindrakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Gonna Music
Vangy : 661
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 08/11/2023 06:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133