Hatraiza (Fy Rasolofoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao Hatraiza
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao auif hatraiza

Mbola hiantso ahy hoe zanakao ve ianao?
Refa mitanjaka aho
Itan'izao tontolo izao
Fa maloto, maloto

Ho lany ritra ve klut ny fahasoavanao
Refa ampetrapetrako Ianao
Satria oxab ny ahy ny tononkira.serasera.org aiko atao
Dia mandositra, mandositra

Mbola ho eo anangana ahy ve ianao?
Rehefa tsy mety intsony aho satria leo
Leo ahy sy leo Anao
Tsy matoky, matoky

...injay fa reko Ianao (x3)
Milaza amiko

Fa Ray be fitiavana Ianao
Zanaka famelana heloka Ianao
Fanahy mitantana ahy Ianao

Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fy Rasolofoniaina
Visites : 6700
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ministries
Date : 31/05/2020 09:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0097