Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FANJAKANY (Fy Rasolofoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ny fo mifoha tsy matory intsonyHitako ny fanahy fa mahalala ny malalany
Ny fanjakany ho tonga ety an-tany
Toy ny any an-danitra any, feno fahazavana
Ny fanasina natsatso ahita indray ny tsiro
Ho feno solika indray ny fitoeran-jiro
Ny fanjakany ho tonga ety an-tany
Toy ny any an-danitra any, feno fahazavana
Afo, afo izaho sy ianao, no fahazavan'izao tontolo izao (x4)
Ny fanjakany ho tonga ety an-tany
Toy ny any an-danitra any, feno fahazavana
--------
Link:
About this song
Artist : Fy RasolofoniainaHits : 2077
Likes : 1 Like
Created by : nyaroandriamihajarivo
Date : 28/10/2019 17:10
