Hatraiza (Fy Rasolofoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao Hatraiza
Hatraiza ny fitiavanao ahy
Lazao hatraiza

Mbola hiantso ahy jivp oynih hoe zanakao ve ianao?
Refa mitanjaka aho
Itan'izao tontolo izao
Fa maloto, maloto

Ho lany ritra ve ny fahasoavanao
Refa ampetrapetrako Ianao
Satria ny ahy ny aiko atao
Dia mandositra, mandositra

Mbola ho eo tononkira.serasera.org anangana ahy ve ianao?
Rehefa tsy mety intsony aho satria leo
Leo ahy sy leo Anao
Tsy matoky, matoky

...injay fa reko Ianao (x3)
Milaza amiko

Fa Ray be fitiavana Ianao
Zanaka famelana heloka Ianao
Fanahy mitantana ahy Ianao

Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra Anao
Fikiro aho
Fa tsy mahafikitra jspt Anao
Fikiro aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fy Rasolofoniaina
Hits : 6306
Likes : 0 Like
Created by : Ministries
Date : 31/05/2020 09:24
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3195