You are here: home > Tononkira > Fy Rasolofoniaina

Misy anao (Fy Rasolofoniaina)

Ouuh
Eto aloha aho androany
Tsy mora foana ny mianatra miaina
Soa f'ianao lohataona maha mirana saina

Ouh
Izany ianao ho ahy
Ouh
Izany ianao ho ahy

Ny loko natao hanome voninahitra ny hazavana
Ny hazavana manompo hitsilo ny lalan-kombana
Ny lalan-kombana mihazona ny tontgotro ho tody any antrano
Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao

Ouh
Ireo manodidina ahy
Meva sy kanto mazava ho azy
Nefa ianao no hany maso ankafizako azy

Ouh
Izany ianao ho ahy
Ouh
Izany ianao ho ahy

Ny loko natao hanome voninahitra ny hazavana
Ny hazavana manotononkira.serasera.orgmpo hitsilo ny lalan-kombana
Ny lalan-kombana mihazona ny tontgotro ho tody any antrano
Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao

Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao

Hifoha aho
Hifoha ao aminao
Hifoha ao aminao aho

Hifoha aho
Hifoha ao aminao
Hifoha ao aminao aho

Hifoha aho
Hifoha ao aminao
Hifoha ao aminao aho

Ny loko natao hanome voninahitra ny hazavana
Ny hazavana manompo hitsilo ny lalan-kombana
Ny lalan-kombana mihazona ny tontgotro ho tody any antrano
Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao

Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Fy Rasolofoniaina
Mpamaky : 336
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 27/10/2019 11:16:11
ID : 12161

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo