Fantatrao ve? (Fy Rasolofoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANTATRAO VE?


Raha mahalala azy ianao dia
Ny hany ho ataonao dia
Ny hanome izay mombanao rehetra ho azy
Ny fitiavany ho tsapanao dia
Handona ny fonao dia
Hadio ny masonao hahita azy

Fa tsisy izay tsy niova izay rehetra nihaona taminy
Tsisy izay tsy niova izay rehetra tena nahalala azy

Dia haniry ny hitoetra
Dia haniry ny hitoetra akaikin’ny fony koa ianao
Raha fanatatrao izy
Raha fantatrao izy

Raha mahalala azy ianao dia
Ny hany ho ataonao dia
Ny hanome izay mombanao rehetra ho azy
Ny fitiavany ho tsapanao dia
Handona ny fonao dia
Hadio ny masonao hahita azy

Fa tsisy izay tsy niova izay rehetra nihaona taminy
Tsisy izay tsy niova izay rehetra tena nahalala azy

Andramo ka izahao
Dia anandramo, izahao fa tsara izy
Andramo ka izahao fa tsara izy

Raha mahalala azy ianao dia
Ny hany ho ataonao dia
Ny hanome izay mombanao rehetra ho azy
Ny fitiavany ho tsapanao dia
Handona ny fonao dia
Hadio ny masonao hahita azy

Fa tsisy izay tsy niova izay rehetra nihaona taminy
Tsisy izay tsy niova izay rehetra tena nahalala azy

Fantatrao ve?
Fantatrao ve izay fantatro?



REKO FY AND HIS BAND
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fy Rasolofoniaina
Vangy : 2832
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyaroandriamihajarivo
Daty : 04/11/2019 09:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725