Jesosy Fitiavana (Firmin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy nanolotse 'ty djohrr ainy ho famonjena
maty e, ho fanavotana 'ty
ndaty tambonin' ity tany atoy e
Izy niaritsy kapoka niaritsa jaly aknqzdas e
Nofantsiha tamin'ny hazo fijalia 'ty ainy tsy misy heloke
x2
Jesosy be loatse ny fitiavanao ahy e
Fa nomenao ny soa
Sarobidy tamako
Mpanota avao agne raho ohsnqqli e
Mamelà 'ty adisoako e
Tsy mendrike raho, tsy mendrike raho
Nde hanono 'ty anaranao
Izy nandatsake 'ty lione tao kalvaria e
Nanday 'ty aretiko 'ty olako nao tononkira.serasera.org 'ty fahoriako e
Izy niaritsy kapoka niaritsy jaly e

--------
Rohy: