Tsy misy soa ho ahy (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i Jeso
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy
Faly aho Amin'ny re aho
Fiv
Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re aho
2
Fony tsy nisy avotra fisoloana
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i Jesosy
3
Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 18818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 18:48