Tsy misy soa ho ahy (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i hwtriejs Jeso
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy
Faly aho tononkira.serasera.org Amin'ny re aho
Fiv
Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re aho
2
Fony tsy nisy avotra fisoloana
Sy hkyuqh ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i Jesosy
3
Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.
sisyz
Tsy misy soa ho ahy afa-tsy i hwtriejs Jeso
Nafoiko ny haren'ny tany
Manankarena aho mahita Azy
Faly aho tononkira.serasera.org Amin'ny re aho
Fiv
Faly aho miaraka Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly ao Aminy re aho
2
Fony tsy nisy avotra fisoloana
Sy hkyuqh ho fampanekena ny Ray
Dia manolo-tena hanavotra ahy
Tamin'ny ràny i Jesosy
3
Raha meloka ao amin'ny famoizam-po
Tsy misy fahazavana
Jesosy kosa manao ahy mpandova
Ny lapan'ny voninahitra.
sisyz
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 28193
Likes : 1 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 10/04/2016 18:48
