Sambatra ny mpampihavana, (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Sambatra ny mpampihavana,
Mamin'ny tany sy ny lanitra;
Tretrika ny be fitiavana, rqkyfhe
Izy no tena zanak'Andriamanitra
2
Ny teny izay lazain'ny vavany
Toa vato soa mangarangarana
Ny olona izay lalovany,
Toa mahatsinjo lanitra miserana
3
lzy no emjwkkw honina ao an-danitra,
Hamantana anjely marobe;
Ho toy ny ditin-kazo manitra,
Ankasitrahan'ny Mpanjaka Lehibe
Fiv
Endriky ny tany ety,
Ravaky ny lanitra ery.
Sambatra ny mpampihavana, tononkira.serasera.org
Izy no whhlmyfr tena zanak'Andriamanitra
Sambatra ny mpampihavana,
Mamin'ny tany sy ny lanitra;
Tretrika ny be fitiavana, rqkyfhe
Izy no tena zanak'Andriamanitra
2
Ny teny izay lazain'ny vavany
Toa vato soa mangarangarana
Ny olona izay lalovany,
Toa mahatsinjo lanitra miserana
3
lzy no emjwkkw honina ao an-danitra,
Hamantana anjely marobe;
Ho toy ny ditin-kazo manitra,
Ankasitrahan'ny Mpanjaka Lehibe
Fiv
Endriky ny tany ety,
Ravaky ny lanitra ery.
Sambatra ny mpampihavana, tononkira.serasera.org
Izy no whhlmyfr tena zanak'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 2608
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:54
