Ry mpiantsambo (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpiantsambo mankany
Am-paradisa vaovao,
Aza lao fa io no tany,
'Zay misy soa tsy lany
Hahasambatra vvnkrog anao

Matokia fa ny sambo leebi
Dia ho tody ary, vnlayj
Na dia toa tsy ho tambo
Ny loza sy ny antambo,
'Zay tononkira.serasera.org mamely ety

Ny Tsitoha ao ambony,
No hivimbina anao;
Izy koa no hampitony
Ny fisafoaky ny ony
Koa minoa hatrizao

Raha tonga ao am-pita,
Dia ho tretrika ery,
Fa ny dianao ho vita
Jesosy koa ho hita.
Mifalia hatrizao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036