Ny fitondran’Andriamanitra (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitondran'Andriamanitra
Tsy mba fantantsika loatra,
Any ambadiky tononkira.serasera.org ny rahona
Ka mihatra vao mampiaiky
Indraindray re!
Indraindray toa misento
Ka mijaly lalandava;
Raha mba mifaly aza
Dia diasam-pahoriana;
Tsy mba misy izay vhvkw maharitra
Itony fiainantsika eto:
Mora miova ka tsy azo ianteherana
Tsy mahagaga anefa izany,
Fa tany ity fonenantsika,
Ka raha mbola dzqrmi monina eto, Izany no anjarantsika
Ry antitra sy tanora ô!
Aza be fangatak'andro,
Tsy mba fantatrao akory qahm anie
Izay andro hodianao;
Tsy mba hitanao va re
Ny olo-mora toa anao,
Fa efa lasa any am-pasana,
Ka mangina izy any
Ka raha izany ihany,
Andeha mba hifankatia:
Velona manan-kavana,
Maty tsy mba hohadinoina
Tsy mba fantantsika loatra,
Any ambadiky tononkira.serasera.org ny rahona
Ka mihatra vao mampiaiky
Indraindray re!
Indraindray toa misento
Ka mijaly lalandava;
Raha mba mifaly aza
Dia diasam-pahoriana;
Tsy mba misy izay vhvkw maharitra
Itony fiainantsika eto:
Mora miova ka tsy azo ianteherana
Tsy mahagaga anefa izany,
Fa tany ity fonenantsika,
Ka raha mbola dzqrmi monina eto, Izany no anjarantsika
Ry antitra sy tanora ô!
Aza be fangatak'andro,
Tsy mba fantatrao akory qahm anie
Izay andro hodianao;
Tsy mba hitanao va re
Ny olo-mora toa anao,
Fa efa lasa any am-pasana,
Ka mangina izy any
Ka raha izany ihany,
Andeha mba hifankatia:
Velona manan-kavana,
Maty tsy mba hohadinoina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 5642
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 14:20
